Fails videos

Funny videos

IBC NEWS DU 07 SEPTEMBRE 2019

Publicado el 7 sept. 2019 4.562 visualizaciones

Descargar video: Descargar MP3:

IBC NEWS DU 07 SEPTEMBRE 2019

Comments
  • Hericole Lalasoa
    Hericole Lalasoa 1 month ago Mahafinaritra ny nijery ny Papa nanakatona ny varavaran'ny fiara , na dia ni niandraikitra izany aza , izany hoe , manana fahazarana manakatona varavarana izy isaky ny mivoaka fa tsy miandry olon-kafa .
  • Rivo Rakoto
    Rivo Rakoto 1 month ago Ratsiraka io natonga tsika gasy aotra zao
  • rasomotra be volombava
    rasomotra be volombava 1 month ago kkkkkkk! ô ry vahoaka e! e!e!, ô ry vahoaka zay manatrika eto!..... Dadabe Ratsiraka no ampitambatra a! d tsy miova mihitsy ny fanehoan kevitra na d hita fa efa tsy nahomby aza e! zahay no toy zao ,zahay no nanao an zany voalohany sns, dadabe ô: isika anie no nanao ny voly vary maroanaka voalohany fa ny kely maso no nampihatra azy e! ngah tsy zany foana e: isika no mahita hevitra voalohany fa ny hafa no manatanteraka ka migoka ny maminy e! zao ndray zao d hoe anay ny FIHAVANANA fa ho hitanareo eo fa ny olona indray no hiaina azy d eo ramalagasy be saina!!!! ny anay initiative fa ny an'olona ny pratique, d tampina ny daomy e!!!!!! hihihi!
  • víctor RANDRIA
    víctor RANDRIA 1 month ago Toa tsy misy feo hatramin'ny farany ity sary mihetsika ity, sa ve 'zaho no tsy mandre tsara?
  • Roméo SUN WAH
    Roméo SUN WAH 1 month ago défaut technique
  • Hericole Lalasoa
    Hericole Lalasoa 1 month ago Miarahaba tompoko , kabary ka kabary , adinon'ny Filohampirenena angamba fa mialohan'ny hahatongavan'ny vahiny raha ho avy @ toerana iray izy dia manadihady aloha izay vao manapa-kevitra ny ho avy , ny tiako ho lazainadia , tsy ny teny mamy sy ny dokadoka sy ny teti-kasa , no tokony atao betsaka , fa ny asa vita , indraindray dia efa mankaleo ny mihaino mpanao politika manao fampanantenana be loatra , Aleo kely manan-danja toy izay be tsy andraofana.